FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Balan’i Peora”
  • Balan’i Peora

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Balan’i Peora
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2004
  • Peora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Bala
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fivavahana Tamin’i Bala — Ilay Ady tao Am-pon’ireo Isiraelita
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1999
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Balan’i Peora”

BALAN’I PEORA

(Balan’i Peòra).

Ilay Bala nivavahan’ny Moabita sy Midianita teo amin’ny Tendrombohitra Peora. (No 25:1, 3, 6) Misy milaza fa mety ho i Kemosy ihany izy io, satria i Kemosy no andriamanitra lehibe indrindran’ny Moabita. (No 21:29) Azo inoana fa nanaram-po tamin’ny firaisana ny mpivavaka tamin’i Balan’i Peora, satria izany no fanaon’ny mpivavaka tamin’i Bala. Notaomin’ny vehivavy mpivavaka tamin’izy io haloto fitondran-tena sy hanompo sampy ireo Israelita nitoby tao Sitima teny amin’ny lemak’i Moaba.​—No 25:1-18; De 4:3; Sl 106:28; Ho 9:10; Ap 2:14.

Nandefa loza tamin’ireo Israelita àry i Jehovah, ka an’arivony no maty. Toa tsy mitovy anefa ny isa resahin’ny Nomery 25:9 sy ny 1 Korintianina 10:8, ka misy manontany hoe firy marina no matin’ilay loza. Toa 23 000 no matin’ilay loza teo no ho eo, fa 1000 kosa ireo “lohandohany” na mpitarika novonoin’ny mpitsaran’ny Israely. Nahantona ny fatiny avy eo, mba ho hitan’ny rehetra.​—No 25:4, 5; jereo BALA No. 7.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara