FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Beti-kara”
  • Beti-kara

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Beti-kara
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Beti-hakerema
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Filistia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mizpa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Soreka, Lohasaha Falehan-driakan’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Beti-kara”

BETI-KARA

(Bèti-kàra) [Tranon’ny Ondrilahy].

Voalaza fa tonga “hatrany atsimon’i Beti-kara” ny Israely tamin’izy ireo nanenjika an’ireo Filistinina resy tao Mizpa. (1Sa 7:11) Maro no mihevitra an’i Beti-kara ho i Beti-hakerema ihany (Je 6:1; Ne 3:14), izay voalaza fa i ʽAin Karim (ʽEn Kerem), tokotokony ho 7,5 km any andrefana atsimoandrefan’ny tendrombohitra nisy ny tempoly tany Jerosalema. Raha tany ny lalan’ny Filistinina avy tany Mizpa dia tsy maintsy nandalo teo amin’ny Lohasaha Falehan-driaka beit Hanina izy ireo, vao nidina namakivaky ny Lohasahan’i Soreka, ary tonga tany amin’ny Lemak’i Filistia.​—Jereo BETI-HAKEREMA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara