FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Beti-meraka”
  • Beti-meraka

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Beti-meraka
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Kidrona, Lohasaha Falehan-driakan’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Absaloma
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Davida
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ahitofela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Beti-meraka”

BETI-MERAKA

(Bèti-meràka) [Trano any An-tany Lavitra; Trano Lavitra].

Toerana niatoan’i Davida Mpanjaka tamin’izy niala tao Jerosalema noho ny fikomian’i Absaloma zanany lahy. Teo angamba no nisy ny trano farany tao Jerosalema, talohan’ny hiampitana ny Lohasahan’i Kidrona, raha ho any amin’ny Tendrombohitra Oliva. (2Sa 15:17, 23) Toa teo i Davida Mpanjaka no namerina nisafo ny tafiny talohan’ny hiampitana an’ilay lohasaha. Tsy nikoropaka na nikorontana àry ireo olona niaraka tamin’i Davida, tamin’izy ireo niala tao Jerosalema fa voalamina tsara.​—2Sa 15:18-26.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara