BILGAY (Bilgày) [Mamiratra]. Mpisorona na razamben’ny mpisorona, izay nanaiky an’ilay fifanekena nampanaovin’i Nehemia.—Ne 10:1, 8.