FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Epafrodito”
  • Epafrodito

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Epafrodito
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Epafrodito — Iraky ny Filipiana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1996
  • Filipianina, Taratasy ho An’ny
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Epafra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-50 — Filipiana
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Epafrodito”

EPAFRODITO

(Epafrôdìto) [avy amin’ny fototeny midika hoe “mandroatra”].

Kristianina mendri-pitokisana anisan’ny fiangonan’i Filipy, tany Makedonia. Nirahina hitondra fanomezana ho an’i Paoly tany am-ponja tany Roma izy. (t. 59-61). (Fi 2:25; 4:18) “Narary saika maty” izy tany Roma “nefa namindra fo taminy Andriamanitra.” Ren’ny Filipianina hoe narary izy ka niasa saina angamba izy ireo ary nanontany ny fahasalamany. Tena te hahita an’ireo Filipianina i Epafrodito, sady nalahelo rehefa henony fa fantatr’izy ireo hoe narary izy. Nalefan’i Paoly nody haingana àry izy raha vao sitrana, ary nampitondrainy taratasy ho an’ny fiangonan’i Filipy. Nampirisihiny ireo rahalahy mba handray tsara an’i Epafrodito “toy ny efa fanao ao amin’ny Tompo”, ary ‘hanaja hatrany ny olona tahaka azy.’ Noho ny asan’ny Tompo mantsy no saika nahafaty an’i Epafrodito, ka nanaovany vivery ny ainy. (Fi 2:25-30) Tsy tokony hafangaro amin’i Epafra avy any Kolosia i Epafrodito.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara