JISPANA (Jispàna) [mety hidika hoe Nitsara Izy]. Benjamita zanakalahin’i Sasaka na taranany, ary anisan’ny mpitarika teo amin’ireo nonina tany Jerosalema.—1Ta 8:1, 22, 25, 28.