JEARIMA (Jearìma) [Ala]. Tendrombohitra iray namantarana ny ilany avaratra tamin’ny sisin-tanin’i Joda. Toa teo no nisy ny tanànan’i Kesalona.—Js 15:10; jereo KESALONA.