FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Jerohama”
  • Jerohama

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jerohama
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Jibnia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Azarela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Zikry
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Jisia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Jerohama”

JEROHAMA

(Jerohàma) [Hamindrana Fo Anie Izy].

1. Rain’i Elkana sy raiben’i Samoela, ary taranak’i Kehata Levita.​—1Sa 1:1, 19, 20; 1Ta 6:22, 27, 34, 38.

2. Benjamita avy any Gedora. Anisan’ny ‘nanampy an’i Davida tamin’ny ady’ ny ‘zanany’ roa lahy. Tany Ziklaga i Davida tamin’izay, satria tsy afaka nivezivezy noho ny amin’i Saoly.​—1Ta 12:1, 2, 7.

3. Rain’i Azarela andrianan’ny fokon’i Dana, tamin’ny andron’i Davida Mpanjaka.​—1Ta 27:1, 22.

4. Rain’i Azaria, izay anisan’ny lehiben’ny tafika nanampy an’i Joiada hanao an’i Joasy ho mpanjaka.​—2Ta 23:1, 11.

5. Taranak’i Benjamina. Lohan’ny fianakaviambe nonina tao Jerosalema ny ‘zanany lahy’ enina. (1Ta 8:1, 26-28) Mety ho izy ihany ilay No. 6.

6. Benjamita razamben’i Jibnia, izay nonina tao Jerosalema taorian’ny sesitany. (1Ta 9:7, 8) Mety ho izy ihany ilay No. 5.

7. Rain’i Adaia na razambeny. Mpisorona nonina tao Jerosalema taorian’ny sesitany tany Babylona i Adaia.​—1Ta 9:3, 10, 12; Ne 11:4, 12.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara