JESARELA
(Jesarèla).
“Taranak’i Asafa”, ary anisan’ireo mpitendry zavamaneno sy mpihira tamin’ny andron’i Davida. (1Ta 25:1, 9, 14) Mety ho izy ihany ilay Asarela resahin’ny 1 Tantara 25:2.—Jereo ASARELA No. 2.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.