FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w65 1/3 p. 48
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1965
  • Lohatenikely
  • FILAZANA
  • FIANARANA “NY TILIKAMBO FIAMBENANA”
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1965
w65 1/3 p. 48

Fampandrenesana

FILAZANA

Tsy isalasalana mihitsy, fa ny manara-dia an’i Kristy dia tsy hoe: manao asa fiantrana fotsiny ihany, fa alohan’ny zavatra rehetra, mitory ny fahamarinana mikasika an’Andriamanitra sy ny Teniny ary ny Fanjakany, izany hoe: manao ny asan’ny Fanjakan’Andriamanitra. Jesosy raha nahavita ny fitoriany, dia nilaza fa vitany ny asa izay nomen’i Rainy azy ho ataony. Ny Fikambanan’izao tontolo izao vaovaon’ny vavolombelon’i Jehovah, izay fanasin’ny tany no sady fahazavan’izao tontolo izao no manatanteraka, amin’izao fotoana izao, ny asam-pitoriana sy ny fampianarana asain’Andriamanitra hatao ao amin’ny Teniny. Noho izany, mandritra ny volana Janoary ka hatramin’ny Avrily, ny vavolombelon’i Jehovah dia manolotra famandrihana amin’ny “Tilikambo Fiambenana”, gazety mivoaka indray mandeha isam-bolana, amin’ny olona ho vanginy isan-trano isan-trano. Dimy amby roa-polo ariary (125 FMG) ny famandrihana herintaona.

FIANARANA “NY TILIKAMBO FIAMBENANA”

2 May: Amin’ny fotoana toy inona no tokony hisaron-doha ny vehivavy? Pejy 35.

16 May: Ny fisaronan-doha sy ny asa ao anatin’ny fikambanana. Pejy 40.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara