FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w89 15/10 p. 32
  • Inona no lazain’ny Baiboly momba ny fanalana zaza?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Inona no lazain’ny Baiboly momba ny fanalana zaza?
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
w89 15/10 p. 32

Inona no lazain’ny Baiboly momba ny fanalana zaza?

Nanontany toy izany ny vehivavy kristiana iray nitsidika azy ny lehilahy iray sy ny vadiny tany Argentine, satria fantatr’izy ireo fa nahalala tsara ny Baiboly izy io. Nanontany tena izy ireo raha ankasitrahan’Andriamanitra ny fanalana zaza, satria bevohoka roa volana ilay vehivavy ary nikasa ny hanala zaza na dia tsy iray hevitra tamin’izany aza ny lahy.

Mba hamaliana an’io fanontaniana io, dia noraisin’ilay vehivavy kristiana ny boky Comment raisonner à partir des Ecritures ary nosokafany tao amin’ny pejy faha-39. Novakiny ny hevitry ny teny, avy eo dia nampamakiany azy ireo ny andinin-teny ao amin’ny Baiboly voatonona, andininy mampiseho ny fomba iheveran’Andriamanitra ny zaza vao hateraka. Teraka ilay zazakely rehefa afaka fito volana. Teo anelanelan’izay, ireo ray aman-dreny feno fifaliana dia nanomboka nianatra ny Baiboly.

Afaka mahazo anankiray amin’io boky sarobidy fianarana Baiboly mamaly fanontaniana mety an-jatony maro io ianao.

Mba alefaso ho ahy, tsy misy fandoavam-bola eo am-pandraisana azy, ilay boky mifono baoritra 448 pejy hoe Comment raisonner à partir des Ecritures. Arotsako ny vola 900 FMG.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara