FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w92 1/7 p. 32
  • Hanaiky Fitsidihana ve Ianao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hanaiky Fitsidihana ve Ianao?
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1992
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1992
w92 1/7 p. 32

Hanaiky Fitsidihana ve Ianao?

Na dia eo amin’ity tontolo mikorontana ity aza, dia azonao atao ny mahazo fahasambarana avy amin’ny fahalalana marina araka ny Baiboly momba an’Andriamanitra sy ny Fanjakany ary ny fikasany mahatalanjona ho an’ny taranak’olombelona. Raha maniry handray fanazavana fanampiny ianao na maniry ny hisian’ny olona hitsidika mba hitarika fampianarana ny Baiboly maimaimpoana miaraka aminao any an-tokantrano, dia manorata, aza fady, any amin’ny FIKAMBANAN’NY MPIANATRA NY BAIBOLY ETO MADAGASIKARA B.P.511 ANTANANARIVO 101, na any amin’ny adiresy mifanentana voatanisa ao amin’ny pejy faha-2.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara