FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w14 15/2 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • LAHATSORATRA FIANARANA
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
w14 15/2 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Febroary 2014

© 2014 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania.

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

7-13 APRILY 2014

Derao i Kristy, Ilay Mpanjaka Be Voninahitra!

PEJY 3 • HIRA: 99, 107

14-20 APRILY 2014

Mifalia Amin’ny Fampakaram-badin’ny Zanak’ondry!

PEJY 8 • HIRA: 109, 100

21-27 APRILY 2014

Mpanome Izay Ilaintsika sy Mpiaro Antsika i Jehovah

PEJY 16 • HIRA: 60, 51

28 APRILY 2014–4 MEY 2014

I Jehovah no Namantsika Akaiky Indrindra

PEJY 21 • HIRA: 91, 63

LAHATSORATRA FIANARANA

▪ Derao i Kristy, Ilay Mpanjaka Be Voninahitra!

▪ Mifalia Amin’ny Fampakaram-badin’ny Zanak’ondry!

Manao ny sabany eo amin’ny andilany i Jesosy Kristy, ilay Mesia Mpanjaka, ary miady amin’ny fahavalony sy mandresy azy ireo. Mampaka-bady izy avy eo, ary misy virjiny maromaro manotrona an’ilay ampakarina, izay tena tsara tarehy. Ho hitanao ato fa mahakasika anao ireo zava-mitranga mahafaly ireo, izay resahin’ny Salamo faha-45.

▪ Mpanome Izay Ilaintsika sy Mpiaro Antsika i Jehovah

▪ I Jehovah no Namantsika Akaiky Indrindra

Inona no hanampy antsika ho tia kokoa an’ilay Raintsika any an-danitra? Hazavaina ao amin’ireo lahatsoratra ireo fa Mpanome izay ilaintsika sy Mpiaro antsika izy ary Namantsika akaiky indrindra. Hahatonga antsika hifandray kokoa aminy izany, sady handrisika antsika hanampy ny hafa hanome voninahitra azy.

HO HITANAO ATO KOA

13 Novalian-tsoa Noho ny Finoany Ilay Mpitondratena tao Zarefata

26 Fanontanian’ny Mpamaky

28 Mifantoha Amin’ny “Hatsaran’i Jehovah”

30 Fantaro ny Tantarantsika

FONONY: Toerana be olona ny Michaelerplatz, any Vienne, ka mety tsara mba hitoriana. Misy anabavintsika mitory amin’ny teny sinoa eto, ary manolotra ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly?

AOTRISY

MPITORY

20 923

MPISAVA LALANA

2 201

MPIANATRA BAIBOLY

10 987

Torina amin’ny fiteny 25 ny vaovao tsaran’ilay Fanjakana any Vienne

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara