FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Jona p. 2
  • Araho Akaiky ny Dian’i Kristy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Araho Akaiky ny Dian’i Kristy
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Mifalia Rehefa Enjehina
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Petera, Taratasy Nosoratan’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • ‘Diniho Tsara Ilay Niaritra’
    “Andao Hanara-dia Ahy”
  • Afaka Mandray Soa Isika Raha Miaritra Fijaliana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2007
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Jona p. 2

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Araho Akaiky ny Dian’i Kristy

Nasehon’i Jesosy izay tokony hataontsika, indrindra rehefa miatrika fitsapana na fanenjehana. (1Pe 2:21-23) Tsy namaly faty mihitsy izy rehefa nisy nanevateva, ary na dia rehefa nijalijaly aza. (Mr 15:29-32) Inona no nanampy azy hiaritra? Tapa-kevitra ny hanao ny sitrapon’i Jehovah izy. (Jn 6:38) Nifantoka tamin’ilay “fifaliana natao teo anoloany” koa izy.—He 12:2.

Ahoana no ataontsika rehefa misy mampijaly antsika noho ny finoantsika? Tsy “mamaly ratsy ny ratsy” isika, satria tena Kristianina. (Ro 12:14, 17) Ho faly isika raha miaritra fijaliana hoatran’i Kristy, satria hankasitraka antsika Andriamanitra.—Mt 5:10-12; 1Pe 4:12-14.

JEREO ILAY VIDEO HOE NY ANARAN’I JEHOVAH NO ZAVA-DEHIBE INDRINDRA, ARY VALIO IRETO:

  • Inona no nampiseho hoe nahay nampiasa ny fotoanany ny Ranabavy Gertrud Pötzingera tamin’izy natokan-toerana?

  • Inona no fijaliana niaretan’izy sy ny vadiny tany amin’ireo toby fitanana samihafa?

  • Inona no nanampy azy ireo hiaritra?

Vehivavy ampanaovin’ny Nazia asa an-terivozona; Rahalahy sy Ranabavy Pötzinger

Araho akaiky ny dian’i Kristy rehefa misy mampijaly

a Na koa hoe Poetzinger.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara