FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Jona p. 4
  • 11-17 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 11-17 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Jona p. 4

11-17 Jona

LIOKA 1

  • Hira 137 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Miezaha Hanetry Tena Hoatran’i Maria”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Lioka.]

    • Lk 1:38: Nanetry tena izy ka nekeny ilay andraikitra nomena azy (ia 149 § 12)

    • Lk 1:46-55: Nidera an’i Jehovah izy ary hevitra avy tao amin’ny Tenin’Andriamanitra no noresahiny (ia 151 § 15-16)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Lk 1:69: Inona no dikan’ilay hoe “tandroka famonjena”? (“tandroka famonjena” fanazavana Lk 1:69, nwtsty)

    • Lk 1:76: Nahoana i Jaona Mpanao Batisa no nolazaina fa “handeha eo alohan’i Jehovah”? (“handeha eo alohan’i Jehovah” fanazavana Lk 1:76, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Lk 1:46-66

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 92

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (8 min.) Raha tsy misy zavatra mila resahina amin’ny fiangonana, dia resaho ny fanazavana mifandray amin’ny andinin-teny ho an’ny taona 2018. (w18.01 8-9 § 4-7)

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (7 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity volana Jona ity.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 24

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 58 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara