12-18 JANOARY
ISAIA 21-23
Hira 120 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. Inona no Ianarantsika avy Amin’ny Tantaran’i Sebna?
(10 min.)
Manàna fanetren-tena foana rehefa mahazo andraikitra (Is 22:15-19; w18.03 25 § 7-9)
Raha misy andraikitra nesorina taminao, dia omeo ny tsara indrindra foana i Jehovah (Is 36:3; w18.03 25 § 10)
Tahafo izay nataon’i Jehovah tamin’i Sebna, raha ray ianao na reny na anti-panahy ka tsy maintsy mananatra olona (w18.03 26 § 11)
Mamolavola antsika Andriamanitra rehefa mananatra antsika amim-pitiavana
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Is 21:1—Nahoana i Babylona no antsoina hoe “tany efitra any amin’ny ranomasina”? (w06 1/12 11 § 2)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Baiboly
(4 min.) Is 23:1-14 (th lesona 5)
4. Miresadresaha Aloha
(1 min.) TSY ARA-POTOANA. Mitadiava hevitra hampahafantarana an’ilay olona hoe Vavolombelon’i Jehovah ianao, na dia tsy miresaka fahamarinana avy ao amin’ny Baiboly aza. (lmd lesona 2, hevitra 4)
5. Miresadresaha Aloha
(3 min.) ISAN-TRANO. Miresaha hevitra iray ao amin’ny Fanazavana Fanampiny A amin’ny bokikely Tiavo ny Olona. (lmd lesona 1, hevitra 3)
6. Rehefa Miverina Mitsidika
(2 min.) ISAN-TRANO. Sahirana ilay olona. (lmd lesona 7, hevitra 4)
7. Lahateny
(5 min.) ijwyp lahatsoratra 71—Foto-kevitra: Olona Hoatran’ny Ahoana re no mba Hataoko Modely E? (th lesona 9)
Hoatran’ny hoe mahita hitsin-dalana hahatongavana amin’ny tanjonao ianao rehefa misy olona ataonao modely
Hira 124
8. Zavatra Ilain’ny Fiangonana
(15 min.)
9. Fianarana Baiboly
(30 min.) lfb lesona 52-53