FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb26 Janoary p. 8-9
  • 26 Janoary–1 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 26 Janoary–1 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2026
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2026
mwb26 Janoary p. 8-9

26 JANOARY–1 FEBROARY

ISAIA 28-29

Hira 28 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Manaja An’i Jehovah Amin’ny Fo Isika fa Tsy An-tendro-molotra Fotsiny

(10 min.)

Nomelohin’i Isaia ny mpitondra fivavahana tamin’ny androny satria nihatsaravelatsihy (Is 29:13; ip-1 298 § 23)

Nampiharin’i Jesosy tamin’ny mpitondra fivavahana tamin’ny taonjato voalohany ny tenin’i Isaia (Mt 15:7-9; w21.05 9 § 7)

Tian’i Jehovah raha “mpankatò amin’ny fo” ny mpanompony (Ro 6:17; w24.06 10 § 8)

Sary: 1) Rahalahy iray manao anjara any am-pivoriana, ary misy sarina fianakaviana manao fotoam-pivavahana eo amin’ny efijery. 2) Manao fotoam-pivavahana miaraka amin’ny fianakaviany ilay rahalahy.

Voamarik’i Jehovah isika sady tiany rehefa mampihatra an’izay ampianarintsika

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Is 29:1​—Nahoana no mety tsara raha antsoina hoe Ariela i Jerosalema? (it “Ariela” § 1; it “Ariela” No. 3)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Baiboly

(4 min.) Is 29:13-24 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(2 min.) TSY ARA-POTOANA. Fantaro hoe inona ny foto-kevitra mety hahaliana an’ilay olona, dia mifanaova fotoana mba hifampiresahana indray. (lmd lesona 1, hevitra 5)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(3 min.) ISAN-TRANO. Valio ny fanontaniana napetrak’ilay olona tamin’ianareo niresaka farany. (lmd lesona 9, hevitra 3)

6. Rehefa Mampianatra

(2 min.) ISAN-TRANO. Asao hianatra Baiboly ilay olona. (lmd lesona 10, hevitra 3)

7. Rehefa Mampianatra

(4 min.) lff lesona 18 hevitra 6-7 (lmd lesona 11, hevitra 3)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 89

8. “Manao Zavatra Mahafaly Azy Foana Aho”

(8 min.) Fiaraha-midinika.

Nilaza i Jesosy hoe: “Manao zavatra mahafaly [an’i Jehovah] foana aho.” (Jn 8:29) Manahaka an’i Jesosy isika dia manao izay azo atao mba hifanaraka amin’izay tian’i Jehovah ny zavatra ataontsika. Na tsy mora aza indraindray ny manao an’izany dia mahasoa foana.

Sary: Nalaina avy tao amin’ilay video hoe “Araho Izay Tenenin’i Jehovah.” 1) Joel Adams. 2) Garrick Diaz. 3) Lars Carlsen.

Alefaso ilay VIDEO hoe Araho Izay Tenenin’i Jehovah. Iaraho midinika ity fanontaniana ity avy eo:

  • Mila manaraka an’izay tenenin’i Jehovah isika rehefa enjehina, na misy mitarika hanao ratsy, na alaim-panahy hanambony tena. Inona ny fianarana noraisinao momba an’izany?

9. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(7 min.)

10. Fianarana Baiboly

(30 min.) lfb lesona 56, fampidirana ny fizarana 10, ary lesona 57

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 55 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara