FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb26 Janoary p. 11
  • 9-15 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 9-15 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2026
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2026
mwb26 Janoary p. 11

9-15 FEBROARY

ISAIA 33-35

Hira 3 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. “Izy no Mahatonga Anao Hilamina sy Tsy Hitebiteby”

(10 min.)

Angataho i Jehovah mba hanampy anao hilamin-tsaina sy tsy hitebiteby rehefa miatrika olana ianao (Is 33:6a; w24.01 22 § 7-8)

Mangataha fahendrena sy fahalalana avy aminy mba hanampy anao hahay hanapa-kevitra (Is 33:6b; w21.02 28-29 § 10-11)

Matokia an’i Jehovah dia ho eo ianao rehefa tanteraka ny Isaia 33:24 (ip-1 352-355 § 21-22)

Anabavy misaintsaina an’izay avy nianarany tao amin’ny tablette-ny; sary kely ahitana sambo misy fitaovana kely manampy azy tsy hitongilangilana ao anaty tafio-drivotra.

Ampiasao ny fitaovana fanaovantsika fikarohana dia hilamin-tsaina sy tsy hitebiteby ianao

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Is 35:8​—Inona ilay hoe “Lalan’ny Fahamasinana”, amin’izao? (w23.05 15 § 8)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Baiboly

(4 min.) Is 35:1-10 (th lesona 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) AMPAHIBEMASO. Asao hivory ilay olona. (lmd lesona 3, hevitra 3)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) ISAN-TRANO. Mampisehoa video iray avy ao amin’ny Fitaovana Fampianarana. (lmd lesona 9, hevitra 5)

6. Lahateny

(5 min.) lmd Fanazavana Fanampiny A, hevitra 15​—Foto-kevitra: Atoron’ny Baiboly Antsika hoe Hoatran’ny Ahoana no Atao Rehefa Mivavaka. (th lesona 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 41

7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

8. Fianarana Baiboly

(30 min.) lfb lesona 60-61

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 23 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara