FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb26 Martsa p. 3
  • 9-15 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 9-15 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2026
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2026
mwb26 Martsa p. 3

9-15 MARTSA

ISAIA 43-44

Hira 63 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Faminaniana Nosoratana 200 Taona Mialoha

(10 min.)

Miaramila miroboka ny Reniranon’i Eofrata efa marivo kely dia miditra ny vavahadin’i Babylona midanadana.

Ho “ritra” ny renirano any Babylona (Is 44:27; gm 123-124 § 16-17)

Ho mpiandry ondrin’Andriamanitra i Kyrosy, mpitondra persianina (Is 44:28a; it “Kyrosy” § 7)

Halefan’i Kyrosy mody ny vahoakan’Andriamanitra mba hanorina an’i Jerosalema sy ny tempoliny izay efa rava (Ezr 1:1-3; Is 44:28b; it “Kyrosy” § 17)


KAROHY HOE: Ahoana no nanatanterahan’i Kyrosy ny Isaia 45:1-4?

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Is 44:28​—Ahoana no ahalalantsika hoe navelan’i Jehovah hanana safidy malalaka foana i Kyrosy? (w24.02 30 § 8)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Baiboly

(4 min.) Is 44:9-20 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(1 min.) ISAN-TRANO. Omeo fanasana Fahatsiarovana ilay olona. (lmd lesona 4, hevitra 3)

5. Miresadresaha Aloha

(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Asao hanatrika Fahatsiarovana ny olona iray fantatrao. (lmd lesona 3, hevitra 4)

6. Miresadresaha Aloha

(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Mierà amin’ny mpampiasa anao mba homeny fotoana hanatrehana Fahatsiarovana ianao. (lmd lesona 6, hevitra 3)

7. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) ISAN-TRANO. Asao hianatra Baiboly ilay olona. Nandray fanasana Fahatsiarovana izy tamin’ianareo niresaka farany. (lmd lesona 7, hevitra 4)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 69

8. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

9. Fianarana Baiboly

(30 min.) lfb fampidirana ny fizarana 11 sy lesona 68-69

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 137 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara