16-22 MARTSA
ISAIA 45-47
Hira 2 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. “Izaho no Andriamanitra, ary Tsy Misy Mitovy Amiko”
(10 min.)
Tsy misy mitovy amin’i Jehovah (Is 46:9; w20.06 5 § 14)
Tsy misy mahasakana an’i Jehovah tsy hanatanteraka ny sitrapony (Is 46:10, 11; cl 42 § 14; it “Nody Ireo Natao Sesitany Tany Babylona” § 1)
Diso fanantenana izay mitoky amin’ny andriamani-diso (Is 46:6, 7; w99 15/5 14 § 18-19)
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Is 46:10—Efa fantatr’i Jehovah “hatramin’ny voalohany” ve hoe hanota i Adama sy Eva? (w11 1/1 14 § 2-3)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Baiboly
(4 min.) Is 45:1-11 (th lesona 5)
4. Miresadresaha Aloha
(3 min.) AMPAHIBEMASO. Hazavao amin’ny olona tsy Kristianina hoe inona ny Fahatsiarovana. (lmd lesona 5, hevitra 3)
5. Rehefa Miverina Mitsidika
(4 min.) ISAN-TRANO. Asao hianatra Baiboly ilay olona. Nandray fanasana Fahatsiarovana izy tamin’ianareo niresaka farany. (lmd lesona 9, hevitra 5)
6. Rehefa Mampianatra
Hira 38
7. I Jehovah Ihany no Tena Afaka Manampy Antsika
(7 min.) Fiaraha-midinika.
I Jehovah Andriamanitsika irery no azontsika ianteherana tanteraka rehefa manana olana isika.—He 13:5, 6.
Vakio ny Salamo 55:22, ary iaraho midinika amin’ny mpanatrika ireo zava-mitranga eo ambany ireo.
Soraty eo amin’ny zava-mitranga tsirairay hoe ahoana no hampisehoanao hoe matoky an’i Jehovah ianao, ary ahoana no hanampiany anao.
Very asa ianao na sahirana mamelona ny fianakavianao
Manakantsakana ny fanompoantsika ny manam-pahefana
Marary mafy ianao
Tratran’ny loza araka ny natiora ianao na maty ny olona akaiky anao na misy loza hafa mahazo anao
8. Vaovao avy Amin’ny Sampan-draharaha Misahana ny Fanorenana eo An-toerana (2026)
(8 min.) Lahateny.
9. Fianarana Baiboly
(30 min.) lfb lesona 70-71