6-12 APRILY
ISAIA 50-51
Hira 88 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. Henoy Ilay Nampianarin’Andriamanitra
(10 min.)
Nampianarin’i Jehovah i Jesosy talohan’ny nahatongavany tetỳ an-tany (Is 50:4; kr 182 § 5)
Nazoto nianatra i Jesosy (Is 50:5; cf 133 § 13)
Mihaino ny feon’i Jesosy ny olona matahotra an’i Jehovah (Is 50:10; Jn 10:27)
SAINTSAINO IZAO: Inona no azoko atao mba hazoto hoatran’i Jesosy aho rehefa ampianarin’i Jehovah?—1Pe 2:21.
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Is 51:1—Ahoana no fahazoantsika an’io andinin-teny io? (it “Toerana Famakiam-bato” § 2)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Baiboly
(4 min.) Is 50:1-11 (th lesona 2)
4. Miresadresaha Aloha
(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Resaho momba ny Fahatsiarovana ny mpiara-miasa aminao. (lmd lesona 2, hevitra 4)
5. Rehefa Miverina Mitsidika
(4 min.) ISAN-TRANO. Nanatrika Fahatsiarovana ilay olona nitoriana. Asao hanatrika ny fivoriana manaraka izy. (lmd lesona 9, hevitra 4)
6. Hazavao ny Zavatra Inoanao
(5 min.) Fampisehoana. ijwbq lahatsoratra 140 § 4—Foto-kevitra: Rehefa Mino An’i Jesosy Fotsiny ve Ianao dia Voavonjy? (lmd lesona 11, hevitra 5)
Hira 99
7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana
(15 min.)
8. Fianarana Baiboly
(30 min.) lfb fampidirana ny fizarana 12, sy lesona 74-75