Azo Jerena Ao Amin’ny Jw.Org:
FITANTARANA
Taratasy Kely tao Ambany Masinina Fanasan-damba
Nampiasa fomba hafakely hampianarana ny zanany ny fahamarinana ny vehivavy iray.
(Midira ao amin’ny MOMBA ANAY > FITANTARANA > TSY FIVADIHANA.)
MANONTANY NY TANORA
Inona no Azoko Atao fa Te Hihena Aho?
Te hihena ve ianao? Aza mifantoka be loatra amin’ny resaka sakafo, fa ny fomba fiainanao mihitsy ovana.
(Midira ao amin’ny FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > TANORA > MANONTANY NY TANORA.)