Ny fivavahana rehetra ve no ankasitrahan’Andriamanitra?
“Tery ... ny lalana mankany amin’ny fiainana, ka vitsy no mahita azy.”—Matio 7:14.
Asehon’ny Baiboly hoe:
Tsy ny fivavahana rehetra no tian’Andriamanitra.—Matio 7:21-23; Marka 7:6-8.
Tia fihavanana sy mifankatia ny tena Kristianina.—Mika 4:3; Jaona 13:35.
Midira ao amin’ny jw.org raha hikaroka fanazavana hafa.
© 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania