FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Beti-avena”
  • Beti-avena

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Beti-avena
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Betela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Betela — Tanànan’ny Tsara sy ny Ratsy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1998
  • Benjamina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Gibea
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Beti-avena”

BETI-AVENA

(Bèti-avèna) [Tranon’ny Fanaovan-dratsy (Zava-dratsy)].

1. Tanàna tao amin’ny tanin’ny fokon’i Benjamina, akaikin’ny tanànan’i Ay fahiny. (Js 7:2; 18:11, 12) Tany an-tany efitra no nisy azy io, tany atsinanan’i Betela ary tany andrefan’i Mikmasy. Voatonona io tanàna io ao amin’ny fitantarana momba ilay ady niavaka nandripahan’i Saoly sy Jonatana ny Filistinina nanomboka tao Mikmasy.​—1Sa 13:5; 14:23.

2. Anaran-tanàna notononin’i Hosea mpaminany niaraka tamin’i Gibea sy Rama (tanàna lehibe an’ny fokon’i Benjamina koa). Nitomany noho ny fanompoan-tsampin’ny Israely ilay mpaminany tamin’izay. (Ho 4:15; 5:8; 10:5, 8) Toa i Betela no tian’ilay mpaminany hesoina eto ka nantsoiny hoe Beti-avena. ‘Tranon’Andriamanitra’ mantsy i Betela taloha, nefa lasa ‘tranon’ny zava-dratsy’ tatỳ aoriana noho ny fivavahana tamin’ny zanak’omby volamena tao.​—1Mp 12:28-30.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara