ELOZAY
(Elòzay) [Andriamanitra no Tanjako].
Iray amin’ireo lehilahy mahery benjamita izay sady kavanana no kavia. Niandany tamin’i Davida izy ka nankany aminy tany Ziklaga, tamin’i Davida mbola tsy afaka nivezivezy noho ny amin’i Saoly.—1Ta 12:1-5.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.