FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Epaineto”
  • Epaineto

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Epaineto
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Voaloham-bokatra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Stefanasy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • “Mahaiza Mankasitraka ny Olona Tahaka Ireny”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1996
  • Ireo Mpiara-miasa Tamin’i Paoly — Iza moa Izy Ireo?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1999
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Epaineto”

EPAINETO

(Epainèto) [Noderaina].

Kristianina anisan’ny fiangonana tany Roma. Nanonona ny anarany, sy nanao mampamangy azy i Paoly. (Ro 16:5) “Voaloham-bokatra tany Azia” i Epaineto. I Paoly mihitsy angamba no nitory taminy. Voalaza koa mantsy hoe “voaloham-bokatra tany Akaia” ny ankohonan’i Stefanasy, izay nataon’i Paoly batisa.​—1Ko 1:16; 16:15.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara