GATAMA
(Gatàma).
Zanak’i Elifaza lahimatoan’i Esao izy, ary ny anarany no voatonona fahefatra amin’ireo zanakalahin’i Elifaza. Lasa lehibem-pokon’ny taranak’i Esao izy, tatỳ aoriana.—Ge 36:10, 11, 15, 16; 1Ta 1:36.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.