FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Toba”
  • Toba

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Toba
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Istoba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Jefta
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Nanefa ny Voadiny Tamin’i Jehovah i Jefta
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2007
  • Tian’Andriamanitra sy ny Namany Izy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Toba”

TOBA

(Tòba).

“Tany” nandehanan’i Jefta tamin’izy nandositra an’ireo rahalahiny hafa reny. Efa nahangona lehilahy maromaro ahafahana manangana tafika iray i Jefta tao Toba, tamin’ireo rahalahiny ireo niangavy azy mba ho mpitari-tafika teo aminy, ka hiady amin’ny Amonita. (Mpts 11:3-11) Raha natao hoe “ny olona avy tany Toba” ilay anarana hoe Istoba ao amin’ny 2 Samoela 10:6-8 (jereo Prot., Kat., DIEM.), dia mety ho lasa misy andinin-teny hafa koa, ankoatra ny ao amin’ny Mpitsara, miresaka momba an’i Toba. Tsy fantatra izay tena nisy an’i Toba. Maro anefa no milaza azy io ho ilay faritra manodidina an’i Taiyiba, tokotokony ho 60 km any atsinanana atsimoatsinanan’ny Ranomasin’i Galilia.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara