FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w88 1/9 p. 32
  • Tongava mihaino ilay lahateny ampahibemaso hoe:

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tongava mihaino ilay lahateny ampahibemaso hoe:
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1988
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Ny rariny ho an’ny rehetra noho ilay Mpitsara voatendrin’Andriamanitra
  • Asaina ianao ho tonga ao amin’ny fivoriamben’ny distrika “Ny fahamarinan’Andriam
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1988
  • Jehovah — Ilay Loharanon’ny Tena Rariny sy Fahamarinana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1998
  • Tahafo i Jehovah — Manaova ny Rariny sy ny Fahamarinana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1998
  • Ny fahamarinan’Andriamanitra — Antom-pifaliana!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1988
w88 1/9 p. 32

Tongava mihaino ilay lahateny ampahibemaso hoe:

Ny rariny ho an’ny rehetra noho ilay Mpitsara voatendrin’Andriamanitra

Tamin’ny fotoana rehetra, ireo fitondram-panjakana dia nitady izay hanorenana ny ‘rariny ho an’ny rehetra’. Aoka horaisintsika ho ohatra ny amin’ireo Grika fahizay, izay ireo mpitsarany dia nikarakara raharaha nanahirana tao amin’ny Areopago, na havoan’i Aresy (Marsa). 1 900 taona lasa izay, ny lehilahy iray dia nanazava teo anoloan’io fitsarana io mihitsy ny hoe amin’ny fomba ahoana no hahatongavan’ny tena rariny ho an’ny rehetra ho zavatra tena hisy. Ny fanazavana izany dia hodinihina amin’ny andinindininy ao amin’ny faritry ny lahateny lehibe indrindra hatao amin’ny fivoriamben’ny distrikan’ny Vavolombelon’i Jehovah, dia fivoriambe hanana ny foto-kevitra hoe “Ny fahamarinan’Andriamanitra”.

Azonao atao ny mihaino an’io lahateny io ao amin’ny anankiray amin’ireo fivoriambe hatao amin’izao lohataona izao eto Madagasikara, any Frantsa, Belzika, Soisa sy any amin’ny tany hafa koa. Omanina ao anatin’ny fandaharana koa ny fifanakalozan-kevitra araka ny Baiboly mahasoa momba ny foto-kevitra mahakasika ny fampiharana, sy tantara araka ny Baiboly roa hahitana fianarana be dia be.

Mba hahafantarana ny toerana hanaovana fivoriambe akaiky anao indrindra, dia anontanio ny Mpianatra ny Baiboly ao amin’ny faritra misy anao, na manorata amin’ireo mpampanonta ity gazety ity.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara