Genesisy 35:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy koa Andriamanitra taminy: “Izaho no Andriamanitra Mahery Indrindra.+ Miteraha maro, dia mihabetsaha. Hisy firenena hipoitra avy aminao,+ dia firenena maromaro mihitsy, ary hisy mpanjaka maro avy amin’ny taranakao.*+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 35:11 Fandalinana, Boky 1,
11 Hoy koa Andriamanitra taminy: “Izaho no Andriamanitra Mahery Indrindra.+ Miteraha maro, dia mihabetsaha. Hisy firenena hipoitra avy aminao,+ dia firenena maromaro mihitsy, ary hisy mpanjaka maro avy amin’ny taranakao.*+