Genesisy 43:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nanontany ny fahasalaman’izy ireo izy avy eo, sady niteny hoe: “Manao ahoana izay ilay rainareo be taona noresahinareo? Mbola velona ve izy?”+
27 Nanontany ny fahasalaman’izy ireo izy avy eo, sady niteny hoe: “Manao ahoana izay ilay rainareo be taona noresahinareo? Mbola velona ve izy?”+