Genesisy 43:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Rehefa nahita an’i Benjamina rahalahiny, ilay iray tam-po taminy*+ i Josefa, dia hoy izy: “Io ve ilay zandrinareo faralahy noresahinareo tamiko?”+ Hoy koa izy: “Hotahin’Andriamanitra anie ianao, anaka!”
29 Rehefa nahita an’i Benjamina rahalahiny, ilay iray tam-po taminy*+ i Josefa, dia hoy izy: “Io ve ilay zandrinareo faralahy noresahinareo tamiko?”+ Hoy koa izy: “Hotahin’Andriamanitra anie ianao, anaka!”