32 Dia naroson’izy ireo ny sakafo, ka nataony mitokana ny an’i Josefa, mitokana ny an’ny rahalahiny, ary nihinana mitokana koa izay Ejipsianina niaraka tamin’i Josefa teo. Tsy nahazo niara-nisakafo tamin’ny Hebreo mantsy ny Ejipsianina, satria naharikoriko ny Ejipsianina izany.+