Genesisy 47:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nasain’i Josefa nipetraka tao Ejipta àry ny rainy sy ny rahalahiny. Dia nomeny tany tao amin’ny faritra tsara indrindra, tao Ramesesa,+ izy ireo, araka ny baikon’i Farao. Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 47:11 Fandalinana, Boky 1,
11 Nasain’i Josefa nipetraka tao Ejipta àry ny rainy sy ny rahalahiny. Dia nomeny tany tao amin’ny faritra tsara indrindra, tao Ramesesa,+ izy ireo, araka ny baikon’i Farao.