Genesisy 48:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hoy izy tamiko: ‘Hataoko manan-taranaka ianao ka ho lasa be dia be ny taranakao, ary hataoko firenena lehibe ianao.+ Homeko ho an’ny taranakao handimby anao ity tany ity, ka ho lasa fananany mandrakizay.’+
4 Ary hoy izy tamiko: ‘Hataoko manan-taranaka ianao ka ho lasa be dia be ny taranakao, ary hataoko firenena lehibe ianao.+ Homeko ho an’ny taranakao handimby anao ity tany ity, ka ho lasa fananany mandrakizay.’+