Genesisy 9:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ireto avy ny zanakalahin’i Noa nivoaka avy tao anatin’ny sambofiara: Sema sy Hama ary Jafeta.+ Ary i Hama no lasa rain’i Kanana.+
18 Ireto avy ny zanakalahin’i Noa nivoaka avy tao anatin’ny sambofiara: Sema sy Hama ary Jafeta.+ Ary i Hama no lasa rain’i Kanana.+