Genesisy 10:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nanan-janaka koa i Sema, ilay razamben’ny zanakalahin’i Ebera+ rehetra, sady rahalahin’i Jafeta izay zokiny indrindra.* Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:21 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
21 Nanan-janaka koa i Sema, ilay razamben’ny zanakalahin’i Ebera+ rehetra, sady rahalahin’i Jafeta izay zokiny indrindra.*