Genesisy 17:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Hotanterahiko ny fifanekena ataoko aminao+ sy ny taranakao, izany hoe ny taranakao sy ny taranany rehetra mifandimby. Fifanekena mandrakizay izany, mba ho Andriamanitrao sy ny taranakao handimby anao aho. Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:7 Fandalinana, Boky 1,
7 “Hotanterahiko ny fifanekena ataoko aminao+ sy ny taranakao, izany hoe ny taranakao sy ny taranany rehetra mifandimby. Fifanekena mandrakizay izany, mba ho Andriamanitrao sy ny taranakao handimby anao aho.