-
Genesisy 25:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Koa nomen’i Jakoba mofo sy lantihy izy, ka nihinana sy nisotro. Ary nitsangana izy dia lasa. Toy izany no nanaovan’i Esao tsinontsinona ny zon’ny lahimatoa.
-