Genesisy 30:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia hoy i Lea: “Efa nomen’Andriamanitra fanomezana tsara be aho. Mba handefitra amiko amin’izay izao ny vadiko,+ satria niteraka zazalahy enina taminy aho.”+ Dia nataony hoe Zebolona*+ ny anarany. Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:20 Fandalinana, Boky 2,
20 Dia hoy i Lea: “Efa nomen’Andriamanitra fanomezana tsara be aho. Mba handefitra amiko amin’izay izao ny vadiko,+ satria niteraka zazalahy enina taminy aho.”+ Dia nataony hoe Zebolona*+ ny anarany.