Genesisy 32:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ianao koa efa nilaza hoe: ‘Tena hanao soa aminao tokoa aho, ary hataoko be dia be hoatran’ny fasika any an-dranomasina ny taranakao, ka tsy ho voaisa satria be loatra.’”+
12 Ianao koa efa nilaza hoe: ‘Tena hanao soa aminao tokoa aho, ary hataoko be dia be hoatran’ny fasika any an-dranomasina ny taranakao, ka tsy ho voaisa satria be loatra.’”+