Genesisy 32:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hoy indray ilay lehilahy: “Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao fa Israely,*+ satria efa nitolona tamin’Andriamanitra+ sy tamin’olona ianao, ka nandresy tamin’ny farany.” Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 32:28 w03 15/8 25 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 32:28 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/2003, p. 25
28 Hoy indray ilay lehilahy: “Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao fa Israely,*+ satria efa nitolona tamin’Andriamanitra+ sy tamin’olona ianao, ka nandresy tamin’ny farany.”