-
Levitikosy 8:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Novonoin’i Mosesy ilay ondry ary nakany ny rany, dia nataony teo amin’ny ravintsofin’i Arona ankavanana sy ny ankiben-tanany ankavanana ary ny ankiben-tongony ankavanana.
-