Levitikosy 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Avy eo, dia natolony ny fanatitra varimbazaha.+ Nakany eran’ny tanan’ila ilay izy, dia nodorany teo ambony alitara mba hidona-tsetroka, ho fanampin’ilay fanatitra dorana amin’ny maraina.+
17 Avy eo, dia natolony ny fanatitra varimbazaha.+ Nakany eran’ny tanan’ila ilay izy, dia nodorany teo ambony alitara mba hidona-tsetroka, ho fanampin’ilay fanatitra dorana amin’ny maraina.+