Levitikosy 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary niditra tao amin’ny tranolay fihaonana i Mosesy sy Arona. Avy eo dia nivoaka izy roa lahy, ka nitso-drano ny vahoaka.+ Dia niseho tamin’ny vahoaka manontolo ny voninahitr’i Jehovah.+
23 Ary niditra tao amin’ny tranolay fihaonana i Mosesy sy Arona. Avy eo dia nivoaka izy roa lahy, ka nitso-drano ny vahoaka.+ Dia niseho tamin’ny vahoaka manontolo ny voninahitr’i Jehovah.+