Levitikosy 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny biby rehetra mandinika* sady mivaky kitro ka misaraka tsara ny kitrony no azonareo hanina.