26 Izay fandriana atoriany mandritra an’ireo andro isian’ny ra mandeha aminy, dia haloto hoatran’ny fandriana atoriany mandritra ny fotoana mampahaloto azy rehefa tonga fotoana izy.+ Haloto koa izay zavatra ipetrahany, hoatran’ny fahalotoany rehefa tonga fotoana izy.