Levitikosy 21:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy tokony hanakaiky olona* maty izy,+ ary tsy mahazo mandoto ny tenany na dia ny rainy sy ny reniny aza no maty.
11 Tsy tokony hanakaiky olona* maty izy,+ ary tsy mahazo mandoto ny tenany na dia ny rainy sy ny reniny aza no maty.