Levitikosy 21:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy hivoaka ny toerana masina izy, na hanazimbazimba ny toerana masin’ny Andriamaniny,+ satria eo aminy ilay famantarana hoe voatokana izy, dia ilay menaka fanosorana avy amin’ny Andriamaniny.+ Izaho no Jehovah. Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:12 Fandalinana, Boky 2,
12 Tsy hivoaka ny toerana masina izy, na hanazimbazimba ny toerana masin’ny Andriamaniny,+ satria eo aminy ilay famantarana hoe voatokana izy, dia ilay menaka fanosorana avy amin’ny Andriamaniny.+ Izaho no Jehovah.