Levitikosy 21:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tsy azony atao anefa ny mankeo akaikin’ny ridao+ na manatona ny alitara,+ satria manan-takaitra izy. Tsy hanazimbazimba ny toerako masina izy,+ fa izaho no Jehovah izay manamasina azy ireo.’”+
23 Tsy azony atao anefa ny mankeo akaikin’ny ridao+ na manatona ny alitara,+ satria manan-takaitra izy. Tsy hanazimbazimba ny toerako masina izy,+ fa izaho no Jehovah izay manamasina azy ireo.’”+